Entry | 1 indray mipy maso |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] indray miserana kely; ao anatin' ny fotoana fohy dia fohy; fotoana kely mihelina, vetivety |
Explanations in French |
4 [2.415#6643] en un clin d'oeil |
Examples |
5 [2.5] Tapak' andro maninjitra aho miharitra hain' andro sy oram-baratra mba hanarato ho an' ilay lahiantitra, nefa indray mipy maso monja kosa no hanarianao izay nisasarako! |
Vocabulary |
6 Time |
Elementary words | 7 indray, mipy maso |
Anagrams | 8 indray mipi-maso, indray mipy maso |
Updated on 2025/05/13 |
![]() |